Fiadanana ho antsika tsirairay avy ... Mba hahafahana misitraka indray ny mihaino ny RKM dia mangataka aminareo mpihaino maneran-tany mba hanohana ny RKM. Isaorana anareo sahady fa mbola vonona foana izahay ny andefa toriteny, vavaka sy fampaherezana ho antsika tsirairay avy izay mahazo fifaliana, fiadanana, hery eo am-pihainoana ity webradio ity . Mankasitraka anao indrindra tompoko, ho Tahin'i Jesosy Tompo !
.